Tonga soa eto @ wataspace e!

Nampidirin'i watafon | 18 Apr, 2006

Ny voalohanteniko angamba aloha d ny fisaorana an'i Hery sy izay rehetra nanampy azy nahafahana nanantontosa an'ity takelaka ity ! betsaka ihany ny sehatra ahafahan'ny samy malagasy mifanerasera fa hafa ihany ny Serasera e! sa tsy izany ?  manarak'izany d miarahaba antsika namana rehetra izay mitsidika ity blaogy ity e! aza misalasala mihitsy manisy commentaires e ! vao eo ampikolokoloana azy ity za io zao ry zareo fa d mbola misaotra antsika rehetra e!